Epistola Voalohan'i Md. Joany
Toko faha-3
4
Izay rehetra manota dia mandika ny lalàna, satria ny ota dia fandikana ny lalàna.
22
Ary na inona na inona angatahantsika dia ho azontsika, satria mitandrina ny didiny sy manao izay tsara eo imasony isika.
23
Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika an'i Jesoa-Kristy Zanany, sy ny hifankatiavantsika, araka ny didy nomeny antsika.
24
Izay mitandrina ny didiny, dia mitoetra ao aminy, ary izy kosa ao aminy; ary ny ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika izy, dia ny Fanahy izay nomeny antsika.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0992